Teny iditra | hafeno (feno) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. [1.1] | |
Tovy hevitra | hafenoana ~ fahafenoana | |
Fivaditsoratra | faheno, faneho, hafeno |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |