Teny iditra hafetsena (fetsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahaizana, hakingana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy guile, cunning [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ruse, artifice pour tromper [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/02/28