Teny iditra hafinaretana (finaritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
¶ Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fahafinaretana

2009/02/23