Teny iditra hafiriana (firy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy how many days? [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay combien de jours? [Hallanger 1974]

2012/08/09