Teny iditra hafitoana (fito)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
¶ Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy seven days. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay sept jours [Abinal 1888]
Voambolana 

2010/05/16