Teny iditra hafo > hafona
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hafotsa [Boiteau 1997]

Teny iditra hafo > hafoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Niavian' ny hoe mangafoka, mangafokafoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra hafo > hafotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] tady, kofehy endahina avy amin'ny zavamaniry [Rakotosaona 1972]
 Hazo misy karazany maro, ampiasaina indrindra hanaovana tady ny hodiny (Sterculiaceae, Dombeya) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shrubs or small trees, the various species of which yield fibre or bast used for many purposes, but chiefly cord and rope. They mostly belong to the genera Astrapoea and Dombeya. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Astrapoea, Dombeya, Sterculiaceae
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hafo > hafotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] peau de veau mort-né [David 1952 (takila H)]
Voambolana 

Teny iditra hafo > afoka (foka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mifoka, mitroka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
afoka
afoko
afokao
afony
afotsika
afokay
afokareo
afok'
afo-
nafoka
nafoko
nafokao
nafony
nafotsika
nafokay
nafokareo
nafok'
nafo-
hafoka
hafoko
hafokao
hafony
hafotsika
hafokay
hafokareo
hafok'
hafo-
afohy