Teny iditra hafohezana (fohy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan' ny fotoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shortness. [Richardson 1885]
Teny nalaina 

2010/02/28