Teny iditra hafoloana (folo)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana
¶ Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy ten days. [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31