Teny iditra hafotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] tady, kofehy endahina avy amin'ny zavamaniry [Rakotosaona 1972]
 Hazo misy karazany maro, ampiasaina indrindra hanaovana tady ny hodiny (Sterculiaceae, Dombeya) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shrubs or small trees, the various species of which yield fibre or bast used for many purposes, but chiefly cord and rope. They mostly belong to the genera Astrapoea and Dombeya. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Astrapoea, Dombeya, Sterculiaceae
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hafotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] peau de veau mort-né [David 1952 (takila H)]
Voambolana 

2017/06/18