Teny iditra hafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Faharetana amin' izay zava-mihatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   hardship, difficulty, something requiring endurance or inconvenience. It is generally used with the suffix pronoun -ny. See aritra. [Richardson 1885]
   hardship [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de supporter [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra hafy (fy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hamamy, hamamiana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/07