Teny iditra haga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a hat with a brim. (Prov.) [Richardson 1885]

Teny iditra ha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay conte, sornettes [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpanahaka  anjabobo ~ angano ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31