Teny iditra hahelika (ha-, helika)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Hatreo amin' ny helika ny halaliny: Mitandrema sao lasan' ny riana fa hahelika ny rano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Up to the armpits [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Il y a de l' eau jusqu' aux aisselles [Veyrières 1913]
Voambolana 

2016/06/05