Teny iditra hahia (hia)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra hahiazana ~ fahahiazana
Teny nalaina 

2010/03/07