Teny iditra hai > haika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka, Tanala] antso [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] antso, hafatra [Rakotosaona 1972]
   Fanomezam-po mba hiady, fihantsiana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a defiance, a challenge.
¶ a call. (Prov.) See antso, gaika. [Richardson 1885]
   a challenge
¶ a call [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Tankarana] cri en général
¶ défi. [David 1952 (takila K)]
   défi, provocation [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kaika

Teny iditra hai > haika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] fanekena [Rakotosaona 1972]

hai   
hala
haï, détesté [Deschamps 1936]
voahala
Détesté, haï [Poirot & Santio: Vezo]