Teny iditra haiady (hay, ady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fahafehezana ny teknikam-pifanandrinana amin' ny hafa [Akademia 2005]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra haiady
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] izany tokoa [Rakotosaona 1972]

2017/07/26