Teny iditra haifomba (hay, omba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahalalana momba ny fomba amam-panao [Rajemisa 1985]
 fianarana ny fomba amam-panao sy fisainana mampiavaka ny firenena iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay civilisation [SLP 1986]

Teny iditra Haifomba
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny Kilasy 4, 3
Mpanoratra Ramasindraibe Paul, 1978
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/30