Teny iditra haihay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahatsiarovana hovoa noho ny toe-javatra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   shame, confusion of mind, reproach. See henatra, haingihaingy. [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra haihay
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   foana tanteraka [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   dépourvu de tout [Antesaka] [Deschamps 1936]

Teny iditra haihay
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a joke. See haikahaika, vosobosotra. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra haihay
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a provincial name of the aiay [Sihanaka] [Richardson 1885]
   aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
Dikanteny frantsay   animal sauvage. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]
Dikanteny frantsay   aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [Mittermeier: Lemurs]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ahay ~ aiay
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Gidro

Teny iditra haihay
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10