Teny iditra ha~ina
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny ha~ina]

Teny iditra haina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fototeny tsotra niavian' ny fototeny mivoatra hoe maina. Amin' ny Betsileo anefa dia mbola miasa manokana ihany koa ny hoe haina. Ohatra: Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [1.10]
Haiendriteny 
Tsotra : haina
Filaza mandidy : haino
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31