Teny iditra | haingan-tsaina | |
Singan-teny | haingana ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahadinika avy hatrany ary mahataka-javatra eo no ho eo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Quick witted. Compare matsilo saina [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |