Teny iditra haingihaingy (haingy)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   rather ashamed, or confused. See menatra, haihay [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   confusion, timidité
¶ confus [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   haingy

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/28