Teny iditra haingo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
¶ Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [Rajemisa 1985]
 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy an ornament [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a decoration, an embellishment. See ravaka [Richardson 1885]
 trimmings [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ornement [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 parure [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
 décoration [Abinal 1888, SLP: Voambolana]
 embellissement [Abinal 1888]
Ohatra 
1Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 70]
2hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 103]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Fifanahafana  ravaka

2017/06/18