Teny iditra haino
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy   Ren' ny satina: Tsy henoko ny teninao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   see re, taino. [Richardson 1885]
   it has been heard that [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   on entend dire [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   audible [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Ny bikany  
haino
hainoko
hainonao
hainony
hainontsika
hainonay
hainonareo
hainon'
hainon-
hainom-
haino
hainoko
hainonao
hainony
hainontsika
hainonay
hainonareo
hainon'
hainon-
hainom-
ho haino
ho hainoko
ho hainonao
ho hainony
ho hainontsika
ho hainonay
ho hainonareo
ho hainon'
ho hainon-
ho hainom-
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/24