Teny iditra haino aman-jery
Singan-teny haino ; amana ; jery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Audiovisuel [1.5]
Ohatra 
1Ianareo avy amin' ny haino aman-jery sy serasera samihafa. [1.368]
2Tsy nitondra fahafaham-po ihany koa ny fahafahana mampiasa ny haino aman-jery. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03