Teny iditra haitao (hay, tao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahaizana ny lalàna mifehy ny fiasana sy fitaovana mba hamokarana zavatra iray; fahalalana ny fomba enti-manao zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Technique [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31