Teny iditra hajam-bolana (haja, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny entina milaza ny vodiondry izay omen-drazazalahy ny ray aman-drenin-drazazavavy ho fehin' ny fanambadian' izy ireo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [volana, speech.] A present given out of respect or regard. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31