Teny iditra haka (aka)
Sokajin-teny   bikan' ny teny maka
Ohatra   Aoka aho haka rivotra kely. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 56]

Teny iditra haka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fotsy botsiaka, maina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   clair, sec [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra haka
Sokajin-teny   anarana na tambinteny
Famaritana malagasy   Sakaiza: Tonga ilay haka
¶ Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny
¶ Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Teny iditra haka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   [Provincial] low, as applied to the sea [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra haka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo, Taisaka] kankana [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra haka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] rahoka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra haka
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Betsileo] odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/20