Teny iditra | hakanosana (osa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Cowardice [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lâcheté [1.8] | |
Ohatra | ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena.
[4.27] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |