Teny iditra hakinga (kinga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho hakinga lehibe izy tamin' izany [1.1]
Tovy hevitra fahakinga ~ hakingana ~ fahakingana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20