Teny iditra hakingana (kinga)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   cleverness, quickness [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   habileté, adresse [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   rapidité, adresse, agilité [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana

Nohavaozina tamin' ny 2010/03/31