Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a custom, manners. See fomba [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] usages propres aux Européens. [David: Dialectes (takila H)]
Mpitovy hevitra hanky

Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Andriamanitra sy izay ambony rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Ramarlah: Bara takila 62]

Teny iditra haky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] ganagana dia [Rakotosaona 1975]
  [Bara] vivy, ganagana dia [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31