Teny iditra halabe (hala, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto. Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby [Ravelojaona: Firaketana]
Famaritana anglisy   the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   une grosse araignée. Sytodes thoracica [Abinal 1888]
Voambolana  
Anarana siantifika   Epeira, Sytodes thoracica
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/31