Teny iditra hala-boty
Singan-teny hala- (halatra) ; boty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Halatra madinika sy kely mahamenatra noho ny fitiavan-tena na faharatsian-tsaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25