Teny iditra halady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fialan-tsiny; fanaovana aza fady
¶ Fitsapana alahelo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ala and ady (?).] An apology, an excuse. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra halady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hafainganana, hamorana mahamasaka, mandre: Loza izany raha haladin' izay vilany [Rajemisa 1985]

2011/04/04