Teny iditra halaho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsiron-javatra masiatsiaka toy ny tsiron' ny anamalaho: Mba tianao ve ny halahon' ny radia [Rajemisa 1985]

Teny iditra halaho (halaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao halahina [fitanisana]

2010/03/31