Teny iditra halaky handeha
Singan-teny halaky ; mandeha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (izay ovan' ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga anie handeha haingana! (firariana ataon' ny reny amin' ny zanany miana-mandeha) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30