Teny iditra hala-mahatratra (hala, tratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny tsy tiana no mahavonjy sy manao soa fa ilay nankamamiana tsy nihevitra akory ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ hala mahatratra ] Quoique détestés, ils assistent ; le père, la mère, les proches parents n'abandonnent pas dans le besoin des enfants ingrats [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Les parents ont beau ne pas être aimés de leurs enfants, ils les assistent dans leurs besoins. [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny nalaina 

2016/06/17