Teny iditra halamaina (lama)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mora mampibolisatra: Nohalamain' ny orana ny lalona ka mitandrema tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made slippery [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to be smoothed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on rend glissant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 qu'on rend lisse [Hallanger 1974]
Endriteny 
halamaina
halamaiko
halamainao
halamainy
halamaintsika
halamainay
halamainareo
halamain'
halamain-
halamaim-
halamai-
nohalamaina
nohalamaiko
nohalamainao
nohalamainy
nohalamaintsika
nohalamainay
nohalamainareo
nohalamain'
nohalamain-
nohalamaim-
nohalamai-
hohalamaina
hohalamaiko
hohalamainao
hohalamainy
hohalamaintsika
hohalamainay
hohalamainareo
hohalamain'
hohalamain-
hohalamaim-
hohalamai-
halamao
Ohatra Nohalamain' ny ranonorana ity làlana ity (La pluie a rendu ce chemin glissant) [Abinal 1888, takila 378]

Teny iditra hala maina (hala, maina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay haine sans motif [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny nalaina 

2016/05/25