Teny iditra halamanjana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as an-kalamanjana. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31