Teny iditra halana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra halana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] hala (bibikely) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] a species of spider. Compare hala [Richardson 1885]
Voambolana 

2016/03/06