Teny iditra | halangalana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fihatakatahana, fialana manalavidavitra, tsy fiarahana [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | État de celui qui est séparé ou action de se séparer extérieurement, alors qu'on est uni de coeur ou par force [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |