Teny iditra halany
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tory, tany, saha, tanimboly [Rakotosaona 1972]

Teny iditra halany (halatra, halana, hala)
Sokajin-teny   bikan' ny teny halatra sy halana sy hala
Famaritana anglisy   his/her/their theft (halatra)
¶ his/her/their spider (hala, halana) [3.1]
Famaritana frantsay   son/leur vol (halatra)
¶ son/leur araignée (hala, halana) [3.1]

Teny iditra halany (alana, laka)
Sokajin-teny   bikan' ny teny halana sy halaka
Famaritana anglisy   will be removed by him/her/them (halana, from alana)
¶ will be aligned in a certain fanorona position by him/her (alaka, from laka) [3.1]
Famaritana frantsay   sera enlevé par lui/elle/eux/elles (halana, from alana)
¶ sera aligné dans une configuration de fanorona par lui/elle/eux/elles (alaka, from laka) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/27