Teny iditra | hala-tety | |
Singan-teny | hala- (halatra) ; tety | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny vola ailiky ny iray amin' ny mpivady ho an' ny havany ka afeniny tsy ho fantatry ny iray [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25 |