Teny iditra halavirana (lavitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny halaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Distance away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éloignement, distance [1.8]
Tovy hevitra fahalavirana ~ halavitana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31