Teny iditra halavirina (lavitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavirina kely no fijery ny sary hoso-doko
¶ Andosirana: Halaviro ny naman-dratsy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be avoided; to be left in the distance [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on évite; dont on s'éloigne [Hallanger 1974]
Ohatra   Halavirina ny toeram-panariam-pako sy be vovoka. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 49]
Ny bikany  
halavirina
halaviriko
halavirinao
halaviriny
halavirintsika
halavirinay
halavirinareo
halavirin'
halavirin-
halavirim-
halaviri-
nohalavirina
nohalaviriko
nohalavirinao
nohalaviriny
nohalavirintsika
nohalavirinay
nohalavirinareo
nohalavirin'
nohalavirin-
nohalavirim-
nohalaviri-
hohalavirina
hohalaviriko
hohalavirinao
hohalaviriny
hohalavirintsika
hohalavirinay
hohalavirinareo
hohalavirin'
hohalavirin-
hohalavirim-
hohalaviri-
halaviro
Fitovian-keviteny   halavitina
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/09