Teny iditra halina (alina)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   last night [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   la nuit dernière [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ankaly ~ lahaly

Teny iditra halina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] tranchée. § hàdy. [David 1952 (takila H)]
Fitovian-keviteny   haly

2017/03/10