Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Jereo alo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] nakedness. See mitanjaka (tanjaka), harihary, hanjahanja. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] fanoto [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] pilon [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra alo

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the movement of something suspended; going about a house without entering. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra halohalo

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy prov. for aloalo. [Richardson 1885]

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Aretin-jaza eo amin' ny loha maleminy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] creux, cavité (voir lempona)
¶ fontanelles (grande et petite). [Voambolana: Haiaina] [David 1952 (takila H)]

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy Southern lesser bamboo lemur, Southern gentle lemur (Hapalemur meridionalis) [Goodman: Natural]
Voambolana 
Anarana siantifika Hapalemur meridionalis
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Teny iditra halo
Sokajin-teny anarana (lahy)
Famaritana frantsay avana manodidina ny masoandro na volana [Sims 1969]
 avana manodidina hazavana (jiro, masoand [...]. [Voambolana: Fizìka]
¶ vatonono. [Voambolana: Haiaina] [tohiny Rakotonaivo 1993]

2017/03/10