Teny iditra halohalika (ha-, lohalika)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Hatreo amin' ny lohalika ny halaliny: Vao halohalika ny rano ka azo robohina tsara [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Depth of the knee [Richardson 1885]
   Up to the knees [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Il y a de l' eau jusqu' au genou [Veyrières 1913]
Ohatra  
1Natonton-dRaivato Ibonia ka difotra halohalika; [Dahle: Angano, takila 32]
2Hany sisa tsy novonoina, hono, dia ny "zaza halohalika no midina. [Randriamamonjy: Tantara, takila 444]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/07