Teny iditra halotra
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous
¶ figuré: arracher un secret [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra halotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Baiko miaramila fampijanona raha eny am- [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: halte.

Teny iditra halotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   aloka [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra halôtra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   moron-dranomasina [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/11