Teny iditra hamafisina (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See mafy. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hamafisina, hamafisiko, hamafisinao, hamafisiny, hamafisintsika, hamafisinay, hamafisinareo, hamafisin', hamafisin-, hamafisim-, hamafisi-
Ny lasa : nohamafisina, nohamafisiko, nohamafisinao, nohamafisiny, nohamafisintsika, nohamafisinay, nohamafisinareo, nohamafisin', nohamafisin-, nohamafisim-, nohamafisi-
Ny hoavy : hohamafisina, hohamafisiko, hohamafisinao, hohamafisiny, hohamafisintsika, hohamafisinay, hohamafisinareo, hohamafisin', hohamafisin-, hohamafisim-, hohamafisi-
Filaza mandidy : hamafiso
Tovy hevitra hamafina ~ mafina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20