Teny iditra hamaintisana (mainty (inty))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mainty: Ny hamaintisany no tsy ahitana ny kary amin' ny alina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay la noirceur [Abinal 1888 takila 419]
Mpitovy hevitra hamainty
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31